Amboary aho Jeso (Chorale Imprimerie Adventiste)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amboary aho Jeso mba ho toa Anao
Indrindra fa ity mvlpxq foko ity Jeso
Mora fanahy sady be fitiavana
Tsara tononkira.serasera.org sy maha-te-ho-tia Jeso ô !
Ref :
Amboary Jeso ny fiainako
Ka fenoy ny Fanahy ho iqadf tsara sy mendrika
Ny fisainana sy ny fiteny koa
Enga anie Jeso ô ! stqhuxj Mba ho toy ny anao !
Izao tenako izay feno ota izao
Indrindra fa ity foko Jeso ô !
No atolotro mba hohavaozinao
Tsy hanala baraka Anao Jeso.
Ampitoero amiko ny fitiavanao
Mba hitiavako ny fahavaloko Jeso ô !
Ireo fomba ratsy izay nianako
Soloy re ! Jeso ô ! Mba ho tena vao.
Indrindra fa ity mvlpxq foko ity Jeso
Mora fanahy sady be fitiavana
Tsara tononkira.serasera.org sy maha-te-ho-tia Jeso ô !
Ref :
Amboary Jeso ny fiainako
Ka fenoy ny Fanahy ho iqadf tsara sy mendrika
Ny fisainana sy ny fiteny koa
Enga anie Jeso ô ! stqhuxj Mba ho toy ny anao !
Izao tenako izay feno ota izao
Indrindra fa ity foko Jeso ô !
No atolotro mba hohavaozinao
Tsy hanala baraka Anao Jeso.
Ampitoero amiko ny fitiavanao
Mba hitiavako ny fahavaloko Jeso ô !
Ireo fomba ratsy izay nianako
Soloy re ! Jeso ô ! Mba ho tena vao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Imprimerie AdventisteHits : 17481
Likes : 1 Like
Created by : yann.mamy
Date : 08/05/2014 20:33
