Mariazy (Vaiavy Chila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ah mama eehFô nakahy aminazy eh
Ah baba eeh
Zah hagnano mariage eh)x2
Ela niarahantsika roa eh zay fahignako eh
Tsy hisaraka eh
Voady natao tsy adignako eh
Nifankatia antsika roa eh
T'agnatin'ny taogno Maro oh
(Fiarahagna eh
Tsy ialan'ny malomalo oh)
Nikarakaraiko anao
Namiako anao Zay rah nilainao
(Fitiavagna mahampy eeh)
Namezanao zah zay rah jiaby ilaiko
Hainao nandamigny saiko
Fa Raha raiky tavela aminahy eh
Ref:
(Zah mba ataovy mariage eeh
Ataova zah mariage eky eeh)x2
(Ah mama eeh
Fô nakahy aminazy eeh (Tsy hisaraka eh)
Ah baba eh
Zah hagnano mariage eeh (Tiako anao oh))x2
Mbiagna nofy nakahy mba ho tanteraka eh
Ahita anao mba hanolotro peratra eh
Avy amin'ny fônao
Fônao manontolo oh
Hisoratra antsika roa eh
Hifagnôroko agnivon'ny fokon'olo oh
Ah vadiko, itako ela aby
Tsisy rah atahoragna mama eh
Zaho Aminazy eh
(Fitiavagna mahampy eeh)
Namezanao zah zay rah jiaby ilaiko
Hainao nandamigny saiko
Fa Raha raiky tavela aminahy e
Ref:
(Zah mba ataovy mariage eeh
Ataova zah mariage eky eeh)x2
(Ah mama eeh
Fô nakahy aminazy eeh (Tsy hisaraka eh)
Ah baba eh
Zah hagnano mariage eeh (Tiako anao oh))x2
Narah Jah:
eh...
Ataova mariage izy
Anao k'aza mikalizy
Viavy koa tiagna tsy ambela ela
Tsao lôson'olo izy
Ebah, love nareo fa ela ah
Peratra feky tavela
Fitiavagna mizelazela karaha môtro may
Alifaso amzay...
Ref:
(Zah mba ataovy mariage eeh
Ataova zah mariage eky eeh)x2
(Ah mama eeh
Fô nakahy aminazy eeh (Tsy hisaraka eh)
Ah baba eh
Zah hagnano mariage eeh (Tiako anao oh))x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vaiavy ChilaVangy : 2105
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nielako
Daty : 09/12/2019 22:46