TSY ANIO IHANY (CELIO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fitiavanao, ny fahasoavano mo misy fatra ?
Ny famindra-ponao moa misy fetra ?
Ny tefinao ny làlanao ‘lay toa tsy mahazatra
Nefa sahaza ho an’ny ny olon-drehetra

Nisarika ahy hamamtatra kokoa
Ny amiko sy Ianao izay samihafa loko
Koa takatro ny anjarako dia mampadroso
Satria ianao efa tia ahy taloha

REF :Inoako fa tsy anio ihany
No anekeko izany
Hamaka anatiko ao hatrany
Zary fiainako koa tsy hoaiko intsony ny taloha
Fanambiko fa tsy anio ihany
No anekeko izany
Hamaka anatiko ao hatrany
Koa ho iraiko amin’ny fo

2-Ny anatrao ny bedinao rehefa mihatra
Maneninka ny aiko rehetra
Ka nanaitra ahy nahaliana ahy na toa tsy mahazatra
Nambambo ahy tsy misy fe-petra

Voasarika aho hamantatra kokoa
Ny amiko sy Ianao mba tsy ho samy hafa loko
Koa takatro ny anjarako dia mampandroso
Toy ny nitiavanao ahy koa

REF :Inoako fa tsy anio ihany
No anekeko izany
Hamaka anatiko ao hatrany
Zary fiainako koa tsy hoaiko intsony ny taloha
Fanambiko fa tsy anio ihany
No anekeko izany
Hamaka anatiko ao hatrany
Koa ho iraiko amin’ny fo

Interlude…

REF* Fanambiko fa tsy anio ihany
No anekeko izany
Hamaka anatiko ao hatrany
Koa ho iraiko amin’ny fo

Fanambiko fa tsy anio ihany
No anekeko izany
Hamaka anatiko ao hatrany
Koa ho iraiko amin’ny fo

Fanambiko fa tsy anio ihany
Koa ho iraiko amin’ny fo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CELIO
Vangy : 397
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faliana2402
Daty : 25/01/2021 17:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1402