You are here: home > Tononkira > brillante

Ambiance mafana (brillante)

Fitadiavana tsy mety ho vita
ho ety tegna isan’andro
fety koa antsika longo
hararaoty fa ambiance mafana oia X2

o! ino ambiance mafana
ambiance mafana
o ! ino ambiance
manonga
ianao miroro
ao ny vola mitsosa
Amtononkira.serasera.orgaray koa mitady
Amaray koa mitady e (2X)

eo babagne
io le ny zaza
atao tsara karakara
f’izay izaho androagne
handeha hamajony baly e (2X)

anjaranao koa babagne
miambe zaza androagne
handeha hihisa koa izay
mafana toy androagne

Mpihira : brillante
Mpamaky : 2927
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : pela
Tamin'ny : 21/01/2007 21:03:06
ID : 4138

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo