ATF (Atomboko amin'ny tenako ny fanovana) (Nate Tex ft Bolo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atomboko amin’ny tenako ny fiovana
Tsy hitompo teny fantatra hiseho hahay lalàna
Tsy hiverenako intsony koa ireo hadalàna
Valiana soa ny ratsy izay mila fafana
Ilay ratram-peniko iny mba zarazarao
Ho ren'izay marenina ao ambadika ao
Ndao isika hiara-hampiakatra ny kalitao
Ilay teny fikasana koa aparitaho.

Maninona moa raha mifankatia dia miaraka mandroso
Maninona moa
Maninona moa raha miaradia dia miaraka mandresy
Tsy handeha hitsikilo irery tsy mahay
Ny ahy no ataoko milay
Fa raha izay no tanteraka ho tany sambatra isika.
Ho sambatra isika
Ho tany sambatra ho'aho i Gasikara
ô i ô

Atomboko amin’ny tenako ny fiovana
Tsy hitompo teny fantatra hiseho hahay lalàna
Tsy hiverenako intsony koa ireo hadalàna
Valiana soa ny ratsy izay mila fafana
Ilay ratram-peniko iny mba zarazarao
Ho ren'izay marenina ao ambadika ao
Ndao isika hiara-hampiakatra ny kalitao
Ilay teny fikasana koa aparitaho.


ouh ouh


Mitady ho za-dratsy loatra izy izay
Maty hozatra ny hatsaram-panahy
Handova zavatra manao ahoana
Any an-kady any mihitsy no hifanao fotoana
Fotoam-piovana izao zoky f'aza ela
Hamitaka raha hanome toky amin'ny lela
Tsy maintsy amin'ny atao ny fiovana no ho hita
Fa raha izay no tanteraka ho tany sambatra isika.
Ho sambatra isika
Ho tany sambatra ho'aho i Gasikara
ô i ô

Atomboko amin’ny tenako ny fiovana
Tsy hitompo teny fantatra hiseho hmhay lalàna
Tsy hiverenako intsony koa ireo hadalàna
Valiana soa ny ratsy izay mila fafana
Ilay ratram-peniko iny mba zarazarao
Ho ren'izay marenina ao ambadika ao
Ndao isika hiara-hampiakatra ny kalitao
Ilay teny fikasana koa aparitaho.

ouh ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nate Tex ft Bolo
Vangy : 81
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 08/05/2025 09:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0864