Mandehana fa zah tsy hitana (Jahel Blake)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa enao androany, tsy haiko hoe aona
Tsika tsy niady, tsy nifamaly
Nilaza enao fa manam-petra ny fotoana
Tsika tsy hivady, aleo za hiala
Fitiavantsika roa 'fa manombok ho tsara
Fitia tsy anjara, f'aleo samy hiala
Za mba nanantena mba ho mandrakizay
Nefa ty to rava sy potika sahady

Veloma enao....
Tapitra hatreo ny antsika sy enao.......
(x2)

REF:
Mandehana enao,
raha izay no tinao atao
Za tsy hitana anao,
sitra-po sy safidy ny anao
Mandehana enao,
raha izay no tinao atao
Za tsy hitana anao,
Soava dia , ka veloma enao....

Ekeko hoe mety ho very aho,
fa lasa enao androany
Mety alahelo, mety ho latsaka tomany
Tsarovy mety ho alaheloko androany
Rahampitso mety ahita ny ahasolo anao ihany
Te handeha enao ka ho tsofiko rano
Veloma mampamangy, mahita ny mamy
Za ko(a) tsy hitana (fa) ndana raha andeha e!
Veloma, mampamangy ka soava dia e!

Veloma enao....
Tapitra hatreo ny antsika sy enao....
(x2)

REF:
Mandehana .........
..................................

Lasa iny enao androany,
Ny tiko tsy mbola lany
Lasa iny enao androany,
Veloma any aminy any...

REF:
Mandehana.........
.................................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jahel Blake
Vangy : 3148
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Blake
Daty : 23/10/2014 09:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0726