Tsapiky tonga lafatra (bilo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alefa ny revy tsapiky .
Zato izy toa postisy ka mibolilatiky.
Ndefa alefaso any ny hafany ka lefaso.
Any tonga any dia milefa tsara tarehy no sady manja .
Dia ao ny revy zay tonga dia tsapiky sady saky no miaraka @ Tsakitsaky.
Zato zany efa manja dia mbola @ na postisy .
Zany ka lasa vinana no mihenjana tahakany kodiaran-tsarety.
Any lefa any izy eh !
Anao koa mba zany no revy no mankafy Tery any .
Tapiky mipiky rehefa any mafy dazy any .
Mozoto any zay raha te ho olo ne!
Sady miaraka @ dansy no ao Radanzy no tsapiky no revy
Any zany baby ka nandefa lefa tany no bonne .
Bonne chance atika jiaby no vacance any no manala azy
Dia any tsarovy le jiaby no sady bonne chance any lavitra any .
Zato ianao mangina no mila jery no mila koste .
Any zandry zay tena lefa @ zany koa mandiny @ koty raha lainy.
Zato ianao mahavariana tahaka ny bika anjely koa tara voa maika manja ny revy no misy ny tsaky .
Ny ambara raha te handinike dia ni bika sy ny tarehy dia efa lefa any no anao koa toa zay milay
Revy ka manja no tena bonne zay rasipa .

Ref : Tsapiky tsapiky mipiky zany ka ten postisy.
Any pasiny zay ka mitsapiky tahakan’ny mikipikiky ;
Nefa any zany ka tena any no lefa milay toa zany
Ny manja tahakan’ny zavamadio hoy zany dia tahaka ny fotsifotsy mo mankadiry
kanefa zany no teny zay babena à fo ka tena nahatsikaritra no mahavarina no aza adinoina
Nefa zato hendrikao sariaka no mampahavarihana tahaka ny mpijery rindrakira
Zato posy àzipo toa mon fou
Nefa zao ianao tezitra (je mon fou )
Nefa tsy zany fa ny tsapiky azo ka teny any zany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : bilo
Vangy : 2181
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BONBIXFOSTE
Daty : 04/04/2009 14:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072