After (Tsy Midodo) (Big MJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey ah
Piou piou
Oucheh
Ravoravo eky zaho zaigny eh
Notiavinao iny manangy eh
After any ity niany milamina eh
Hey hey hey (eh c'est ça ... Oh)

Le outra lala pamohoja namimi
ountsa sikia vizory (Namimi)
(Hey c'est ça ... Oh)

Ref: Koa anao azoko mipoaipoaiky (Mipoaipoaiky) tena mipoaipoaiky (Mipoaipoaiky)
Hatreko aminao io angovo jiaby io mipoaipoaiky
Ny any tsy misy midodo eto tsy misy midodo
Ka boaiko anao manomboka ny any tsy adinonao anaranakahy

Adigny adigny adigny adigny pa
Lui multi milliardaire j'arrive quoi
Adigny adigny adigny adigny pa (Ha ha ha ha)
Ay ay ay ay

Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Hila gidro)
Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Hila gidro)
Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Hila gidro)
Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Ah hila gidro)
Rah tah tah tah tah yeah

Koh loh loh koh loh loh koh oh loh
Koh loh loh koh loh loh koh oh loh loh (Hey hey hey)

Izay raha ilainao baby anao mahazo matoky fa omeko anao
Alira alira isika ny any aiky doudou zaho fa ninao
Hey hey hey hey (Hey c'est ça nice my queen)
Oh (Eka bah)

Machiro (Machiro)
Raha nomenao zaho
Ome saliba ilavijo (olo dradridro)
Il ne faut jamais oublier c'est qui derrière l'arrangement de tout ça l'homme qu'on appelle Cavadrica

Ref: Koa anao azoko mipoaipoaiky (Mipoaipoaiky)
Tena mipoaipoaiky (Mipoaipoaiky)
Hatreko aminao io angovonakahy jiaby mipoaipoaiky (Mipoaipoaiky)
Ny any tsy misy midodo
Eto tsy misy midodo
Ka boaiko anao manomboka ny any tsy adinonao anaranakahy

(Adigny adigny adigny adigny pa)
(Adigny adigny adigenadigny pa)

Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Hila gidro)
Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Hila gidro)
Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Hila gidro)
Sa ko pam mily sa ko pam yoh ma (Ah hila gidro)
Rah tah tah tah tah yeah

Big up respect honorable zoky Vonjy
Le coach du coach Nicolas

Ah yeah ah yeah ah yeah ah yeah (Hey hey big up Abel Anicet)
Ah yeah ah yeah ah yeah

Jacques le mpanambola olo avy ao amininay any

Akory hein

Lasa antsika hey hey hey

Ahoana amin'izay tapitra ahoana amin'izay tonga somao amin'izay wanna wa wanna wanna wanna allô hitanay oh

Somasomay oh somasomay oh tantanay oh elle est ebah tsy ebah tsy ha ha ha ha tsy hainao eh
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Big MJ
Vangy : 86
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 27/08/2024 19:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2516