Jaolahy mpiarakandro (Big Jim Dah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :Eeee iah eee
Eeeee iah
Kalokalo maraindrainy eh, jaolahy mpiarakandro
Eeee iah eee
Eeeee iah
Babako oh, niniko oh, miambina aomby zaho
Marandray, akoho lahy magneno regny
Jaolahy mamoaka aomby n'azy
Le aomby sisa tavela
Tsy lôson'ireo malaso many
Amin'ny plasy io
Izy minday kabôsy kely ndraiky kibay lavalava
Haneseha aomby moeny
Aomby jiaby hina akata
Ramtôa lôso nijôtso atanimbary minday sobiky be izy
Ndeha hagnetsa vary
Kô tsy zany zahay tsy mihina hany
Bôkeo zaza jiaby lôso anaty ala
Mitsipo kitay
Hazo maty an'ala ndro atokisanay
Isan'andro life-nay karazay valahy.
Ref...
Jaolahy maka pilasy izy
Bôkeo izy mitendry kabôsy n'azy
Eo izy mitantara jaly
Mahazo olo ambany volo any
Amin'ny ziky-nazy izy manontany
Amin'ny nGah zandary fa manino
Manino ireo malaso misy kalachnikov
Ô ry nGah zandary, mpitandro filamina
Manino ma zahay ambanivolo
Tsy matory milamina e
Rango zay, dahalo nisy to
Zisiky zao ty reo mbô misy to
Zahay leo azafady ma baba
Zahay mba vonjenareo ma baba
Zahay gaga fa hatramin'izao mbola treky to dahalo
Mandroba zahay aty, bôkô reo mbô misy kalach-koa
Nanay kobay lavalava to
Aia pilasy handresenay reo amin'izany
Vonjeo ma zahay, zahay aty mijaly
Tsy vitan'izay fa tsy mahita fivoarana
Mbô dahalo koa mandroba zahay
Aombinay lany
Varinay robaka fatany kara io to
Akohonay mbô misy mtsôry koa
Yeah
Jaolahy mpiarakandro!!!
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Big Jim DahVangy : 6505
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Esdras
Daty : 17/07/2016 19:00
