Hip Hop Hafa loko (BESS KING LION)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hmmm andao raha anaraka an'i Bess
hmmm andao fa ataoko @lay yes
hmmm kolon-tsaina urbaine
hmmm ataoko otran'American

Ayoh lasa ty andao raha toa ka hankafy
Amin'ilay style old school ty lesy dia ankafizo
Test mik microphone tsek one two
Mihodina anaty vaika ny son raha mikiff h2
Ataovy a maxi na dia miheno anaty taxy
Maka feeling @ boombap reo mpankafy
Awawa...Bess ref@ mic real I am
Awawa...izy beatbox sy rap game
News vaovao aleo hiodina hanenika an'Gasikara
Otran'ny fankafizan'ny malagasy mpinambary
Ao ny vitamine ny rapiko hazona calcium
Izy nilay mampatanjaka aleo fa omeko koa ny bum
Manaraka ny lohan'ny mpikiff misinda wazy ny olana
Milatsaka ny hip hop mihodina koa ny voambolana
Rap siga kiffeko dia aleo somary hovaina
Otran'flako american/ come back again

Ref1{ hafa loko ny ah ny hip hop ty dia ankafizo/raha mirevy hip hop tsisy kozy/
à la façon east coast west coast/wenonao @radio/io tsisy pause
Zay mizara good mozika @boombap feeling/be ireo mpankafy manoraka raozy dia tching
Raha mirevy rap/tsisy pause/à la façon east coast west coast}

Namana maro ny eto dago alaiko fa zah tsy manavaka a
Na mainty elah na fotsy fihavanana rails dia havako a
Kiffeko daholo enao na gasy na metisy
Tsisy kozy fa rah vô white mampitsiky
How high zah manalazy ambony beka
Miaraka @casque miheno vazo Mpk a
Koffa mdemos ambonina MOGG flash click
Io ary fa mitapy vô mahita reo flick
Tsy adino koa ny bandy mpilalao skate board
Asehoy ny talenta @kolon-tsaina old
Hitako fa mahavita zavatra tsara ny gasy
Asehoy fa aza menatra dia aleo apasy
Oh ry nanana aleo fa omeko sehatra izay manana
Nofinofy ny hoe mba hamiratra @fiainana
Bess kely taloha wavy andro ho lasa goavana
Kintana mamiratra hafa loko dia tsy ho takona

Ref2{hafa loko ny ah hip hop ty dia ankafizo ...........}

Wan'mpikiff hip hop dia ataovy ny brake dance
Tsisy ny lany pasy reo mpaka sary koa mikiff
Milay mahita mpandy mizara corregraphie..




Demos dia tching mitehaka reo mpankafy
Mihoraka izay lina fa eto tsisy very ankara
Wentiko lavitra ny ah nilay kolon-tsainan'ny beara
Fomba fijery mila ovaina tsika mila mifampitaiza
Elako lavitra ny ah lay kozy we Zaza ratsy taiza
Tontolo hafa mintsy ny ho zaraiko anaty rap
Ataoko ho tsapanao io fa mikorina anaty râko
Ao ny graffity izy mandravaka ny rindrina
Gasy mana-talenta izy tompony fa tsy mpindrana
Miainga anaty kata mâtrr bagie style
Air force ny ambany mitondra anazy elah msmile
Kiffeko lay mahita joba anaty slim jean
Izy mitondra mini-short mampiakatra feeling

Ref3{..............................}

hmmm zany ny real rap man
hmmm/asehoy ny talenta fa aza hafenina
hmmm tontolon-tsika mila mba hovaina
hmmm flako tsotra flow american
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BESS KING LION
Vangy : 1559
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 05/01/2016 14:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3276