You are here: home > Tononkira > Berikely

Tara avion, (Berikely)

Tamin’ny taon-dansagna igny, niarak’ izaho sy namako jiaby é
Raha vao niala tanagna, tonga tamy garan-dropilany igny
Tara ely, voatery tafajanogno

Tara a, voatery tafajanogno (bis)
Tsy magnino ô malahelo be loatra
Zaho marary é malahelo be loatra


Anarô lasagna igny é, tongava soa aman-tsara amy tagny hiomboagna agny é
F’ izaho tavela atoy tsy afaka mirangatra magnaraka areo ooo...
Soava dia é, soava dia a

Tsiky dia ampyTara a, voatery tafajanogno (bis)
Tsy magnino ô malahelo be loatra
Zaho marary é malahelo be loatra


Tara avion, malahelo be loatra....
Ooo malahelo be loatra, fa an-trano koa mihevitra é

Antegna miala an-trano ny menimeny jiaby efa lasagna agny amin’ny tany hiomboagna agny
Kanefa tonga eto dia setroko afo monja no sisa nambelandreo namako oo
Dia tsaratsara, f’izaho mbola hoavy afara é
Tara a, voatery tafajanogno
Tara a, malahelo be loatra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Berikely
Mpamaky : 3062
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : binmada
Tamin'ny : 11/10/2007 13:16:19
ID : 4780

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo