ANDEHA (Band`Akama)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Andeha"

Nataonao kilalao
ilay fitiavako
mba nitia sy nanolotra
ny foko aho dia nararaotinao


Ref: Ho foana hatreo ny tantara
F`izao koa Andeha
tso-drano no hatolotro anao
Mahereza ho tsara fiantefa
ho sambatra ilay ho tianao
Satria nofitahinao
ity foko tena tia
Fitiavana tsy kilalao
fa miala tsiny akia
Ref: Ho foana hatreo ny tantara
F`izao koa Andeha
tso-drano no hatolotro anao
Mahereza ho tsara fiantefa
ho sambatra ilay ho tianao

Band`Akama A/C: Njaka / Lazher
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Band`Akama
Vangy : 1916
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lazher
Daty : 24/03/2014 15:05
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0776