Veloma mapamangy (Band Rafah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tsarona tsony ny atsika e
fa zao efa tsy hoanao itsony a
any akafa any zao no ahita e
fa ny atsika iny tantara efa vita
ande aho fa eo ianao oh
ande hitady zay ho solonao oh
omeo anazy any fitiavanao e
mba nanatena anao aho
nefa voafitakao
mba nivoady ery sady nanome
toky e
nefa zay nomenao ahy
tsy naha voky e
de farano atreo izy io fa makaleo oh
fa reny lasatsika reny
tsy hoanenenako oh

Réf;
Aleo zah ande fa ianao ne
tsy anjara yee
de aleo eo ze efa vita
ijanona ho tantara
de veloma mapamangy e
raha matsiaro ianao
mamangy e
raha hoatra matsiaro ee
de afaka mamangy e

Lalao toy ny omaly iny
ka veloma ianao oh
fa raha sola ko ny loha haniry
volo vaovao oh
zah tsy ho kivy e
zah tsy itomany e
fa ny sipa eto atanana
ve holany e
zah tsy ho ketrake e
na very aza reo ezaka e
tsara tsodrano ianao iny
tsy asiko nenina e
(yeee yeee ieee)
fa afena ve sa hotataraiko
reo toetranao holazaiko
any reo tsy malala tsy hijoboka
aminao tsy hijoboka aminao no
no no no no no X2

Réf;
Aleo zah ande fa ianao ne
tsy anjara yee
de aleo eo ze efa vita a
ijanona ho tantara
de veloma mapamangy e
raha matsiro ianao
mamangy e
raha hoatra matsiro ehe
de afaka mamangy e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Band Rafah
Vangy : 1116
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Band_rafah
Daty : 26/12/2020 00:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6405