You are here: home > Tononkira > Bagzana

Siky menamena (Bagzana)

Oh le siky menana,
Le siky menamena e
Andesiko mila ampela e laia
Andesiko mila ampela e zalah
Andesiko mila ampela e laia
Andesiko mila ampela e zama
Oh le siky fotsifotsy e
Le siky fotsifotsy
Oh le siky mavomavo o
Le siky mavomavo o
Io no andesiko miarakandro o laia
Andesiko miarakandro o zama
Andesiko miarakandro o laia
Andesiko miarakandro o zalah
Oh le siky maintsomaintso o
Le siky maintsomaintso
Oh le siky maintimainty e
Le siky maintimainty
Tafian'ny dahalo io zama
Tafian'ny dahalo io zama
Le sikin'ny dahalo io zalah
Le sikin'ny dahalo io laia
Le sikin'ny dahalo io mbaia
Le sikin'ny dahalo io zalah
Oh le siky zarazara
Io mba hain'i Bagzatononkira.serasera.orgna
Zahay avy eto laia
Zahay avy eto zalah
Eny rô mangenaka e
Eny rô mangenaka e
Eny rô mangenaka e
Avenir natao takenaka e
Volo mongo manontany menaka e
Papango ty folak'elatra e
Oh papango ty fito metatra
Laha mangoza mandeha miteraka e
Eny moa sega
Eny moa sega
Eny moa sega dombolo
Eny moa sega dombolo
Eny moa sega
Eny moa sega dombolo
Eny moa sega
Sirako ny raiky
Nataoko anaty zodiaka
Zaza tiaka nalako vady fa halako izy katsatsa
Io kilalaka ambany vody
Io kilalaka ambany vody
Aia vody izao? Aia vody izao? Aia vody izao (iny)
Ambany vody! Ambany vody! Ambany vody!
Eny moa sega
Eny moa sega dombolo
Eny moa sega dombolo
Eny moa sega
Eny moa sega dombolo
Eny moa sega

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Bagzana
Mpamaky : 793
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Alkaizii
Tamin'ny : 11/05/2017 16:58:20
ID : 9484

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo