Mila anao [Ft JYUNII] (Bab's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:zah mila anao ho ento
aho,anilanao no mety ahy/ianao
gyal,ianao raika ,akotranao zah ts
miraika/aiz ianao fa zaho mila anao
eh!

omeu ftoana kely ah fa ho lazaiku
amnw n marina/fa mb mamelah ki ni
heloko fa zah vonona ny anarina/
ifonako satri enw io niaritr ny
mangidy/zao ah vô mahatsapa tena
ka ts maintsy msafidy/le # safidy_roa
efa lasa safidy ray/satria ny ftiavako
talou ts av ao am-po tsy fidiny ho
ahy/miondrika aho fa lavo,ny
rendrarendra nanenenana/aok n lasa
omban'lasa akia d ny hoavy ndray nu
atrehana/ny ditrako talou,efa
niakatra ny soratra/fa na misy fakam-
panahy ,zah ko vonona ny anohatra/
enaw kay tena tia fa zany tsy tsapako
akory/amzao mandin'tena akia d ts
maht tory/ts mtoraka blao zah,amzao
vô tena tsapako/mafy ny manjo fa ny
rano maso no tsy alatsako/tsy
fantatro,ze ao an-tsainao ao ko alou
ts takatro/fa mifona aki malala eo
mba miankina eto an-tratrako


Refrain:zah mila anao ho ento
aho,anilanao no mety ahy/ianao
gyal,ianao raika ,akotranao zah ts
miraika/aiz ianao fa zaho mila anao
eh!


valinteninao sisa no andrasako/ny
tebteb s ahiah,adinoy f ef nfafako n
lasako/minu a ngamb f ef met n
amtsika roa/satri n fo natao
hoan'olon-tokana fa ts olon-droa/
diso ianao fa rah hoan'olon-kafa io
tsy msokatra/fa rah tsis n adalako
mety ef ela ah nu namokatra/mato
zah mtalao,tsy we zah nu mila
vaniny/aza apendrasn'ela tsuny akia
fa mila valiny/nenah efa nafoiko fa
mb meo anah le any e/ze mtadi
anakorontana atsika aleo wany/
sanatria rediredi ny mahtng anio fa
zao/vavan'olona ts inoako f ze ao am-
po lazao/maro nu efa itako fa vitsy
ny otranao/ka ra eny ar n valiny d
zah msaotr anao/za # mila_anao
,maniry itoetra anilanao/tsy
ahasakana ah na mbola iantso
miaramila ianao


Refrain:zah mila anao ho ento
aho,anilanao no mety ahy/ianao
gyal,ianao raika ,akotranao zah ts
miraika/aiz ianao fa zaho mila anao
eh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bab's
Vangy : 5559
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Andrian28
Daty : 04/06/2015 12:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745