Tsy natao ho anao (B.K.S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba nangataka ny fitiavanao aho mba hitsetra an'ity foko kely nanam-paniriana
Ka namentsovetso ny hiantsampy eo an-tratranao hiara-higoka hamamiana
Saingy lay andro iray aho dia ankona tanteraka tsy nahateny gina
Satria nolavinao ho olo-tina ka dia alahelo no nameno ny alina mangina
...
Ref: Zaho anie tamireny naniry fatratra ny ho sakaizanao
Tomefy ftiavana ny tato am-poko mba te ho malalanao fa de nolavinao
Fa amzao kosa vitako tanteraka ny nanadino anao
Saingy enao ndray zao no mitalaho nefa efa misy olona any nomeko anlay tokony ho anjaranao

Taty aorina enao nikaroka ahy mba te ahitan'ilay tavako voafilafila fahiny
Mievitra ahy ho mbola latsa-paka ka hikasa hilalao anty foko tsy manan-tsiny
Nefa diso hevitra enao raha ao amiko no hikasa hivahiny
Napetrako amin'ny tompony ny fanalahidy fa raha izaho aloha de tena mialatsiny
Satria ve ianao nomeny lamosina ka hitodi-doha aty amnah
Zah anie efa tsara safo2 ny foko ka nahita tory tsy hifoha aminao
Efa nihidy hoa lay foko kely natositosikao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : B.K.S
Vangy : 663
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jj.be
Daty : 29/09/2019 12:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2934