Efa izy (Avoss Ndh)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Part 1:
Anao io tsy masoandro ka hitambarako aminy maro,
fa fitiavako ho anajy iny ka tsy tiako afangaro
anao io tsy ane maro ka itambarako @ n'olo
,fa anao raiky evao de efa ampy tsy misy mahasolo
fa iao ti da love i datou,jamais gne aty raha agnary anao io
gne anaranao gyal ataoko tatou,tsy afa miala iao da ako lambanakoho

Refrain:
Efa izy e,mameno e foko ka tsy ariako
fa anao iny e,magneva ana io ka tiako
ampidagnanao izay e fagniria,
tsy hagniry e ratsy hoanao ania
,fa ef izy e gniaraky amina mandramaty

Part2;
Agnaty fo agnaty rà,tsovia ko rava
fa gnamitsika roa foreva lova *2
love jakabe gnomeko anao io,lavitry gne fitaky tsy hoisy vandivandy
fa fitiava tena mamy lavitry gne adiady
tanteraiko gne promesse sady tsy ho rava e voady
Tsy amela nao raiky,fa hiady ho anao
na ame mora na ame sarotry,iao tsy hiala nao
--------
Rohy:
Hevitra
avoss Jah ( 06/03/2023 10:56)
Mba mitady critique mba hanatsarana ny zavatra
misaotra mialoha????????
hery ( 07/03/2023 09:01)
Ka mila heno ilay hira
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Avoss Ndh
Vangy : 272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 06/03/2023 10:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734