Raha sendra tsy hita i Lala (Aurélie sy Landy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Milaika malako ny diaF’efa tolaka re itony andro
Miara-mamindra fa tia
F’efa tolaka re itony andro
Milaika malako ny dia
F’efa tolaka re itony andro
Miara-mamindra fa tia
F’efa tolaka re itony andro
Raha sendra tsy hita I Lala ooooo
Nanjombona tampoka ny andro ooooo
Ihohoho (2)
Raha sendra tsy hita I Lala
Nanjombona tampoka ny andro
Dia hiara-hidola eo anilanareo
F'efa tolaka re itony andro
Ny mitosy eo anilan’ny tiana
No mba zavatra iriana indrindra
Tratry ny orana mampalahelo
F'efa tolaka re itony andro
Raha sendra tsy hita I Lala ooooo
Nanjombona tampoka ny andro ooooo
Ihohoho (2)
Raha sendra tsy hita I Lala
Nanjombona tampoka ny andro
Miara-midola eo anilanareo
Rehefa tolaka re itony andro
Raha sendra tsy hita I Lala ooooo
Nanjombona tampoka ny andro ooooo
Ihohoho (2)
Raha sendra tsy hita I Lala
Nanjombona tampoka ny andro
Miara-midola eo anilanareo
Rehefa tolaka re itony andro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Aurélie sy LandyVangy : 3930
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasolofoharivelo Mahery
Daty : 24/10/2003 04:04