Inona moa (ASAFA (Antsan'ny Sekoly Alahady Fanantenana Ambohijafy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona moa amsi ny heriko?
Inona moa ny tanjako?
Raha tsy miaraka Aminao Jesoa!
Ts’inon-ts’inona akory aho
Inona moa ny vitako?
Inona moa ny ho ariko?
Raha tsy Ianao no nitantana ahy
Raha tsy tononkira.serasera.org Ianao no manomana
Ny amiko rehetra efa Anao
Ny Ainao aza nafoinao
Nisolo voina noho ny otako
Mba ho fiainana hinuwmu ho ahy
Ny entako aza dia maivana
Ny asako aza milamina
F’Ianao no fitsaharana
Ny fahavaloko aza zebfddcw nanaiky ahy
Solo:
Lazaiko anao sakaizako!
Izay miankina Aminy
Dia tsy mba manana ahiahy
Amin’ny hoaviny
K’andao iara hidera Azy
Iara hitoetra ao Aminy
Ambarako amino
Fa tena miavaka Izy
Ray; Zanaka; Fanahy; Tsy miova, Omaly; Anio; Rahampitso; Mahagaga; Be fitia; Tsy mandao
Lehibe Ianao Tompo o!
Lehibe Ianao Tompo o!
Ma’Ira
ASAFA (Antsan'ny Sekoly Alahady Fanantenana Ambohijafy)
Inona moa ny tanjako?
Raha tsy miaraka Aminao Jesoa!
Ts’inon-ts’inona akory aho
Inona moa ny vitako?
Inona moa ny ho ariko?
Raha tsy Ianao no nitantana ahy
Raha tsy tononkira.serasera.org Ianao no manomana
Ny amiko rehetra efa Anao
Ny Ainao aza nafoinao
Nisolo voina noho ny otako
Mba ho fiainana hinuwmu ho ahy
Ny entako aza dia maivana
Ny asako aza milamina
F’Ianao no fitsaharana
Ny fahavaloko aza zebfddcw nanaiky ahy
Solo:
Lazaiko anao sakaizako!
Izay miankina Aminy
Dia tsy mba manana ahiahy
Amin’ny hoaviny
K’andao iara hidera Azy
Iara hitoetra ao Aminy
Ambarako amino
Fa tena miavaka Izy
Ray; Zanaka; Fanahy; Tsy miova, Omaly; Anio; Rahampitso; Mahagaga; Be fitia; Tsy mandao
Lehibe Ianao Tompo o!
Lehibe Ianao Tompo o!
Ma’Ira
ASAFA (Antsan'ny Sekoly Alahady Fanantenana Ambohijafy)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA (Antsan'ny Sekoly Alahady Fanantenana Ambohijafy)Hits : 1887
Likes : 1 Like
Created by : fitia6
Date : 18/07/2016 13:06
