You are here: home > Tononkira > Art'phal

Miala tsiny (Art'phal)

ity foko zao marary,zao marary
nilaozanao ka tomany
ny hamohy fo tsy vita ;aloa tsy vita
aleo ntononkira.serasera.orgy hafa no hiampita
ka ihalako tsiny e!tsiny e!!
raha toha ka anadino anao
sarotra ny anadino
reo zavatra efa vita natao

Hevitra mandeha

art%27phal (08/09/2015 12:32:22)

tsy tadidiko ny tonony ke any strack'x

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Art'phal
Mpamaky : 677
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : art%27phal
Tamin'ny : 08/09/2015 12:33:40
ID : 7742

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo