MARIA MORA FO (Antsan'ny Zavaboary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy hongononina fa ho hirainaHatrany am-paravazan-tany
Hazoto foana, tsy halaina
Hihoby anao hatrany hatrany
Ref : Ry Maria mora fo ô
Reny maminay tokoa
Tantanonao e, ny dianay
Aza avelanao hangahiahy
2- Ianao tokoa 'lay tsy mba mandao
'Lay tsy mamela anay hatrany
Ny anara-masina ô ô, ry Maria ô
No asandratray ho avo
3- Tohano mafy mba tsy ho solafaka
Trotroy am-bavaka izahay e
Hatoky anao ô ô, ry Maria ô
Hatramin'izay ka hatramin'izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny ZavaboaryVisites : 3155
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinocchio
Date : 14/02/2010 15:56
