You are here: home > Tononkira > Antsa Faravohitra

O ry volana (Antsa Faravohitra)

O ry volana eny ambony mba misehoa re
O ry rahona irony, mba misavà re
Mbola lava re ny lalana
Mbola lavitra ny halehako
Ka tsinjovy izany diako ô ry volana.

Volana ô, mibaliaka.
Mahasondriana lalandava.
Mba velomy ao am-poko
Zany taratrao mazava
Ka  hisava ny tomany
Sy ny tahotra mavany
ô ry volana ô, mitondra haravoana.

Aza ilaozanao miery ô ry faniloko
Sasa-miandry manirery dada sy neniko
Efa mandry sy mtononkira.serasera.orgatory ny tanana tsy hita akory
Fa ianao no hany hitantana ô ry volana ô.


Volana ô, mibaliaka.
Mahasondriana lalandava.
Mba velomy ao am-poko
Zany taratrao mazava
Ka  hisava ny tomany
Sy ny tahotra mavany
ô ry volana ô (ry volana ô)
Mitondra haravoana.


Volana ô, mibaliaka.
Mahasondriana lalandava.
Mba velomy ao am-poko
Zany taratrao mazava
Ka  hisava ny tomany
Sy ny tahotra mavany
ô ry volana ô (ry volana ô)
Mitondra haravoana.

Mpihira : Antsa Faravohitra
Mpamaky : 121
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 17/06/2022 20:07:17
ID : 14313

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo