FANAHY MASINA (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

https://tononkira.serasera.org/hira/antokom-pihira-vetsoni-siona/fanahy-masina-1

1) Omem-boninahitra
Ianao ry Fanahy Masina
Hazavao re ny sainay
Mba ankato ny didin'izy ray (×2)

Ref: Fanahy masina ô Avy midina ety
Fanahy masina ô tafio ny herinao
Izahay, izay mila anao, hanoro lalana (×2)
Sy hitantana ny diha (×2)

2) Ho vavolombelona
Manarena izao tontolo izao
Fanahy masina ô Herezo re
Izahay tsy ho kivy tsy ho ketraka

Ref: FanTsiky dia ampyahy masina ô Avy midina ety
Fanahy masina ô tafio ny herinao
Izahay, izay mila anao, hanoro lalana (×2)
Sy hitantana ny diha (×2)

3) Ho mpitory ny evanjely
Manerana izao tontolo izao
Fanahy masina ô hamasino re
Izahay mba ho mpanompo marina

Ref: Fanahy masina ô Avy midina ety
Fanahy masina ô tafio ny herinao
Izahay, izay mila anao, hanoro lalana (×2)
Sy hitantana ny diha (×2)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i Siona
Mpamaky : 257
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : prydzeric0
Tamin'ny : 18/06/2019 10:29:54
ID : 11821

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo