Mitrakà (Antoko Mpihira Feon'Anjomara Ambohimandroso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[ Solo ]Ho anao izay anio, izao no tsarovy ary tadidio
Mandalo anie izay rehetra ety an-tany
Jesosy no banjino, Ilay tsy mba mandao.
Mitrakà, lalam-piainana izao,
Jesosy no andoary ny ao am-ponao ao.
Ka aza manahy, fa Izy homba anao,
Ny fiheviny ekeo fa mahasoa anao.
Mitrakà, lalam-piainana izao,
Jesosy no andoary ny ao am-ponao ao.
Ka aza manahy, fa Izy homba anao,
Ny fiheviny ekeo fa mahasoa anao.
-Instrumentale-
[ Chœur ]
Mitrakà, lalam-piainana izao,
Jesosy no andoary ny ao am-ponao ao.
Ka aza manahy, fa Izy homba anao,
Ny fiheviny ekeo fa mahasoa anao.
Mitrakà, lalam-piainana izao,
Jesosy no andoary ny ao am-ponao ao.
Ka aza manahy, fa Izy homba anao,
Ny fiheviny ekeo fa mahasoa anao.
-Instrumentale-
[ Chœur + solo improvisation ]
Mitrakà, lalam-piainana izao,
Jesosy no andoary ny ao am-ponao ao.
Ka aza manahy, fa Izy homba anao,
Ny fiheviny ekeo fa mahasoa anao.
A\C : FR
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Feon'Anjomara AmbohimandrosoVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fetra07
Daty : 24/03/2026 20:20
