TIAKO IANAO (Angelo RTV)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:
(JESOSY oh mahery Ianao,
Ianao 'lay tsy miova hatrizay, hatrizao,
ary ho mandrakizay,
'Zaho hifikitra aminao.) X2

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

Couplet 2:
Tsy afaka ato an-tsaiko ireo Teninao,
ka izany no antony hirako izao.
Asandratro amin'ny Avo ny Anaranao,
Fa Ianao no naha toy izao.
Tsy ataoko mahakivy ireo fitsapana,
Fa vao maika aza mampahery ahy
Ao aminao no lalana hombana,
Inoako fa hatafavoaka ahy.

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2

(Oh oh oh oh oh
Oh oh oh
Oh oh oh oh oh
Tiako Ianao) X2

Ref:
(Tiako Ianaao
Tiako Ianaaaaao
Tiako Ianaao
JESOSY oh, Tiako Ianaao) X2
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/angelo-rtv/tiako-ianao
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Angelo RTV
Visites : 435
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Angelo'RTV
Date : 07/03/2022 14:27
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.094