HITADY ANAO (Angeline sy Jacqueline)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga hyplyo aho hitady anao
tamim-po feno fitiavana
manantena aho fa ho raisinao
ity foko atolotro anao
tonga aho hitady tononkira.serasera.org anao
tamim-po feno fitiavana
manantena fa ho raisinao
ity foko atolotro anao
nahoana re no kivy toy izany
Ka dia nilaozanao ity akany
miverena fa aza ampijaliana
ity saiko feno fahoriana
tonga aho hitady anao
efa qwnkzh reraka ny tenako
miverena amiko izao
fa hiombona izaho sy ianao
nahoana re no kivy toy izany
ka dia nilaozanao ity akany
miverena fa aza ampijaliana
ity saiko feno fahoriana
tonga aho hitady anao
efa gqtem reraka ny tenako
miverena amiko izao
fa hiombona izaho sy ianao
tonga aho hitady anao
amim-po...
....
ity foko atolotro ho anao
tamim-po feno fitiavana
manantena aho fa ho raisinao
ity foko atolotro anao
tonga aho hitady tononkira.serasera.org anao
tamim-po feno fitiavana
manantena fa ho raisinao
ity foko atolotro anao
nahoana re no kivy toy izany
Ka dia nilaozanao ity akany
miverena fa aza ampijaliana
ity saiko feno fahoriana
tonga aho hitady anao
efa qwnkzh reraka ny tenako
miverena amiko izao
fa hiombona izaho sy ianao
nahoana re no kivy toy izany
ka dia nilaozanao ity akany
miverena fa aza ampijaliana
ity saiko feno fahoriana
tonga aho hitady anao
efa gqtem reraka ny tenako
miverena amiko izao
fa hiombona izaho sy ianao
tonga aho hitady anao
amim-po...
....
ity foko atolotro ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Angeline sy JacquelineVangy : 8400
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 08/07/2006 09:10
