tena tsy tonga (ANDRY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref 2x:Tena tsy oqttu tonga 2x
Tena tsy tonga ianao
Sasa miandry aho
Ilay rendez vous
izay nomenao ahy
Tena tsapako
Fa tena mampanahy
Nefa niandry aho
Sady nanantena
Nefa indrisy
Tena very maina
Efa tena love be tamindry mihitsy aho
Ka tsy tezitra
Ka anjarandry ny miheritreritra
Ilay foko tia dtgmyt ve
No apetrapetrakao
Efa trotraka
Sy efa reraka
Ref 2fois:Tena tsy tonga........
Ny foko efa lasanao sy ny fitiavako
Tsy hitady olon-kafa intsony aho
Fa efa ianao no tononkira.serasera.org anjarako
Ka na aza ireo hitady hisopatra amiko
Dia xusuph efa ianao, ianao no miaraka amiko
Tena tsy tonga ianao
Sasa miandry aho
Ilay rendez vous
izay nomenao ahy
Tena tsapako
Fa tena mampanahy
Nefa niandry aho
Sady nanantena
Nefa indrisy
Tena very maina
Efa tena love be tamindry mihitsy aho
Ka tsy tezitra
Ka anjarandry ny miheritreritra
Ilay foko tia dtgmyt ve
No apetrapetrakao
Efa trotraka
Sy efa reraka
Ref 2fois:Tena tsy tonga........
Ny foko efa lasanao sy ny fitiavako
Tsy hitady olon-kafa intsony aho
Fa efa ianao no tononkira.serasera.org anjarako
Ka na aza ireo hitady hisopatra amiko
Dia xusuph efa ianao, ianao no miaraka amiko
--------
Rohy:
