Aza Manahy (Andrian Enzo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1 :
Ny ankoatranao aloha tsisy fa aza manahy
Fa tiako ho feno anao ny lalako ka ndao andeha
Ifampananihany, ifampizara tsikitsiky tsika anh
Io izay tinao, ndao atao
Ifanome, hamamina tsika eh!
Fa lalana iray ihany no hodiavin-tsika roa
Fa io na misy ny sakana
Tsy ataoko andrava izany
Ho mafy orina ilay tranom-bongo tsika feno tantely
Fa mamy ny ao anatiny ee!
Feno hafaliana foana mameno ny tontolo andronay
Fa na misy aza ny ady, miravona eo no ho eo
Kifeko ny anah iny, Tsy hatakaloko hafa iny


Ref :
Fa ny ao am-poko eeh!
Ny hamalifaly anao tsy lavina!
Ianao tsy ho soloiko eh!
Zah miventso ho anao foana mandrapody masoandro
Hiva filentika, Tazanina aza akaiky
Dia otrizay no fahitako anao anilako eo
Tiako foana ianao fa aza manahy
Fa zah ho anao foana fa aza manahy neny ah!
Couplet 2 :
Dia raha misy tsy ampy akia
Kozio anah fa mety ho vitako
Ny an-tsika tiako ho tafa tsy ho ravany fotoana
Na merika aza ny andro, zah eto ampielo anao (Zah eto ampielo anao)
Mamy anieh, Ny mitoetra anilanao eeh
Miavaka amin'ny maro raha ny toetranao e
( Yeah, Yeaaaah)
Tiako iadanan-tsika mihintsy
Izao tontolo izao eeh!
Satria lalana iray ihany no hodiavin-tsika roa
Fa io na misy ny sakana
Tsy ataoko andrava izany
Ho mafy orina ilay tranom-bongo tsika feno tantely
Fa mamy ny ao anatiny ee!
Feno hafaliana foana mameno ny tontolo andronay
Fa na misy aza ny ady, miravona eo no ho eo
Kifeko ny anah iny, Tsy hatakaloko hafa iny


Ref :
Fa ny ao am-poko eeh!
Ny hamalifaly anao tsy lavina!
Ianao tsy ho soloiko eh!
Zah miventso ho anao foana mandrapody masoandro
Hiva filentika, Tazanina aza akaiky
Dia otrizay no fahitako anao anilako eo
Tiako foana ianao fa aza manahy
Fa zah ho anao foana fa aza manahy neny ah! (.× 2 )
--------
Rohy:
Hevitra
Andrianenzo221 ( 16/11/2022 06:32)
Salama tompoko, efa nanao Mise à jour fa mbola tsy mipoitra ilay izy, dia inona no afaka atao azafady?
hery ( 16/11/2022 20:20)
Rehefa misy mega dia tsindrina ilay hoe haka ny hira vao tonga dia mety. Izay ihany.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Andrian Enzo
Vangy : 529
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andrianenzo221
Daty : 14/11/2022 20:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.072