Tsy ho ahy (Ampinga Andriamalala)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ahy

Mafinaritra ery , ny mitoetra anilanao eo
Satriko isanandro , ny mba  hamihina anao
Kanefa dia indrisy tsy afak itoetra eto
ts anjara tandrify ra ny antsika roa

mamy ry tiana
Ny eo anilanao...
Ho Vetsoiko mangina
Ny fitiavako anao.

Ny alina manitsy , ny saiko lasa any aminao
Lasa vinany ,moa tia ahy va ianao ?
Ra ny amiko aloha ,ny foko efa lasa anao
Ny saiko miventso  tsy mba ho ahy ianao

Oooh ! Andao ianao ry tiana
Vonjeo ilay  tianao
Aza 'jery arina
Aza manahy ny amina aaa!!

Tsaroin mangina 'reo fotoana maaaamy
Vetsoiko mangina ireo kalontsika omaaaly
Mijaly , tonio ny foooo!!  Fa....

Mbola ho ritra ireo ranomasok anao 'maly,
Ho zary tadidy ny ngidy niainana taloha,
Ahita ilay tandrify , tsy anjara ny omaly
Amiza..y  ny tsapanao tsapako 'njay lay feo oe ti ahy.

Veloma ! Ianao ry tiana
Iny no lasa izaho
Iriko any aorina
Samy sambatra samy ahatsia...Hy


Aaaa!!! Tantara tsy mba hety vofafaaaa!!!
Aaaa!!! Tsaroina rehefa manembonaaa!!!
Aaaaa!!!


Musique : Eagles new kids in town
Paroles : Shield Andriamalala
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampinga Andriamalala
Visites : 241
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : malagasyjazzlabel
Date : 19/05/2025 21:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2337