You are here: home > Tononkira > AMIFI

3F (Fanantena Finoana Fitiavana) (AMIFI)

Omeo fo manantena aho
omeo fo mino
omeo fo mahay mitia
fanantenana finoana fitiavana

REF: ampitomboy ny fanantenako
ampihoreno ny finoako
afindrao amiko ilay fiavanao
fanatenana finoana fitiavana

mino aho fa hoTsiky dia ampy avy ianao
inoako fa hiaraka isika
ny fitiavana iany no nahatonga izany
fanantenana finoana fitiavana

manantena aho fa hitsena ahy ianao
antenaiko fa ho avy ilay andro iray
izay hiandrasanao ahy ho eo anilanao
fanantenana finoana fitiavana

Mpihira : AMIFI
Mpamaky : 387
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : nomenarasolo98
Tamin'ny : 05/11/2020 13:34:02
ID : 13137

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo