Mianara tsara (A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Titre : Mianara tsara

(Sôlô / Choeur)
Misy hafatry hojakaigny amitsika namako ô!
Mianara fa k'a tandregna ame rendrarendra avao
Rehareha gny Raimandreny gne hahatafita anao
Milofosa avao da omagno tsara marô gne hoavinao

(Sôlô / Duo)
Ny fianaranao ankino amin'Azy e!
Ny hoavinao ento ambavaky avao
Matokisa avao f'Ijy vonogny hagnampy eiaa!
Da fantatr'i Jesosy marô gn'hatsara anao

(Choeur)
Gne hoavinao marô da k'atao sangisangy
Da mazotoa anao hoento ambavaky avao
Da mandehana avao sagnatria gne havavy
Fa Jesosy hiantoky gn'avenirnao

Da k'alay baraka rô gne Raimandreninao (fa)
Milofosa tsara ka tandregna avao

A/C : Hasiniaina Wedneslas
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A.Mi.A.Kri. Degss (Chorale Amboaram-peo Mitory An'i KRIsty Andrainjato Fianarantsoa)
Vangy : 95
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Isco
Daty : 19/08/2024 13:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012