Nanadino izy (Alkass)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ilay tantarantsika roa
niafara ratsy fa tsy soa
enao tsy hita intsony nanadino ny taloha
,namela ny foko irery

ilay fitiavako anao namela takaitra sy fery
namela ny foko hangina hiaina anaty fitomaniana
tsy haiko na zah ratsy safidy na ianao mihitsy no tsy mila
ilay foko mitempo anao iny nataonao toa ny tsy nisy
nijanona ho nofinofy ilay paradisa nantenaina hatramizay nefa indrisy
ilay fitiavanao tsy hita intson efa ritra
ilay foko kely mijaly nilaozanao iny maratra
ankehitriny misaona ny foko mitoloko
mitadidy an'ireo efa vita, iaenao niova loko
ianao nikopakelatra tsisy tahotra sy henatra
ily fiarahantsika hatramizay lazainao fa mahamenatra

Ka hadinony enao dia lasa
Tsy hita intsony
Ilay fitiavako anao hiezaka hitony
Dia sahinao ve nandao ahy eh!(*3)

ny fiainako mitohy na tsisy anao aza mitraka
na sendra ny mafy ary aho dia hiezaka hahazaka
hanadino ny lasa dia hiatrika ny hoavy
hamafa ranomaso dia hibamjina ny hoavy
manatena aho fa mbola hahita ilay anjarako
satria ny antsika tsy afaka raofina fa rano raraka
--------
Rohy:
Hevitra
alkaoffisialy ( 14/08/2017 14:36)
Ialana tsiny mialoha fa izay no voasoratra fa ho hitanareo eo ihany ny tohiny misaotra mialoha e!
ikalamako ( 15/08/2017 10:27)
alkaoffisialy, azafady ange mba soraty madio tsara sy ataovy tsara endrika (midina isaky ny andalana sns) ny hira ampidirina fa manjary manahirana be na ny mamaky azy aza.
Mba mila mianatra manolotra zavatra mendrika ny mpanaraka ihany koa ny artista.
Ity iray ity jereo tsara fa nahitsy na ny fanoratra na ny andalana mba hahitan'ise hoe tokony ahoana ny endriky ny hira ampidirina eto.
Misaotra indrindra amin'ny fiarahamiasa.
alkaoffisialy ( 15/08/2017 10:50)
Misaotra betsaka @ fiara miasa ee!
Voaray avoko izany fananarana izany ee
Rah tsisy anareo mpanaraka mantsy izay dia tsy afaka
el'thiago ( 20/08/2017 07:33)
ten manairana b n mamak anle iz satri tsita mihits we atraiz n mesure s n couple
nomena697 ( 10/09/2017 11:53)
mlay eee
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Alkass
Vangy : 2185
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : alkaoffisialy
Daty : 14/08/2017 14:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1379