enao ihany (Algorythm)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
no no no no no
jimmy eh, yeah

efa kobonao angamba fa hoe latsapaka aminao aho
fa ny teny hilazako azy aminao no i don't know oh
fihetsiko efa maro no manambara, masoko aminao no manao code phare, tsara fiatomboka ny tantara
eh e e e e
fitia efa tsara fototra, tsy ho ravan'iza n'iza te hanongotra
fitia efa mafy orina
tsy za mihintsy no hieritreritra hoe hanolo anao, no no no
fa mamiko mihitsy ny eo anilanao, yeah x3

ref:
fa ny fiarhantsika anie efa asonane (ansonane)
tsisy ny hafa ankoatra anao fa hampisy olan eh (olana eh)
nenah efa ianao ihany x2
fa za sy ianao ihany x2

Ka n'iza n'iza handrava tsy hahasakana antsika tsy ho ravo
fitiavantsika roa mijoro foana fa tsy ho lavo
ka aza manahy ianao, f'izaho ho eto anilanao
ianao tsy ho kilalao , tsy izaho mints no handeha anadala anao , no no
fa za mihintsy no ampiaktara anao
angatahiko any amin'ny parent anao
zay le faniriako raha sitrakao
mba ho mandrakizay ny antsika sy ianao
fa tiako tiako loatra ianao
tiako ianao

ref
fa ny fiarhantsika anie efa asonane (ansonane)
tsisy ny hafa ankoatra anao fa hampisy olan eh (olana eh)
nenah efa ianao ihany x2
fa za sy ianao ihany x2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Algorythm
Vangy : 268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : spectakus
Daty : 07/11/2022 01:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.07