Tsara fiafara (A'Lamako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka hanomboka fiainana vaovao Aminao aho
Hiaraka hanoratra boky vaovao isika sy Ianao
[Actions, suspens isanandro e !]
Hampatsirotsiro azy
[Ho ankafizintsika koa ny masoandro e !]
Volana sy ny kintana ary…
[Ho soratako ny pejy vaovao e !]
Aingam-panahy avy Aminao
[Mety hoe ratsy ny tantarako taloha]
Fa miaraka Aminao dia tsara fiafara eee… !
Tsara fiafara eee... !

Nandingan-dava teny ihany,
Fa saika nihemotra indray
Androany inoako ilay teny
Hoe misy izay lazainao
HOE
Misia : Hazavana
Misia : Hatsarana
Tsy nisy : Fiafarana
Ny fahasoavanao eee…
Ny tany sy lanitra aza vitanao
Mainka fa ny hanome fiainam-baovao
Lafatra, no sady,
Tsara fiafara eee…
Tsara fiafara eee…

Niezaka ihany aho nandeha samirery
Nahita hazavana vao maika niery, tao
Anatin’ny aizina feno
Ny foko naratra ny saiko efa very, ka
Tsy navelanao handeha irery
Ny fahazavanao no nanome hery
Ny ho aviko rehetra nataonao namiratra
Sady tsara fiafara !

Tsara fiafara eee…
Tsara fiafara eee…
Tsara fiafara eee…
Tsara fiafara eee…

Tsara a! Tsara a! Tsara a! Tsara a!
Tsara fiafara eee…
Tsara a! Tsara a! Tsara a! Tsara a!
Tsara fiafara eee…
Tsara a! Tsara a! Tsara a! Tsara a!
Tsara fiafara eee…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : A'Lamako
Vangy : 695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsah16
Daty : 14/07/2021 11:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723