VAOVAO MAHAFALY (AKO VOA AFAFY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vaovao Mahafaly no ambarako anareo
Teraka ho antsika I Kristy
Koa mifalia, mifalia ry tany tontolo
Mifalia, mifalia fa tong any Mesia

Ô ! ô ! ô ! Noel Ô ! ô ! ô ! Noel
Andiamanitra mihitsy no nidina tety
Ô ! ô ! ô ! Noel Ô ! ô ! ô ! Noel
Tonga nofo I Jesoa Kristy

A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
Nampiditra: Lièvre Sage
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AKO VOA AFAFY
Vangy : 278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737