You are here: home > Tononkira > 2RTN andram

Fitiavana efa tara (2RTN andram)

Rah fitiavana d nisy efa ela no nitempo
Fa ianao no tsy nahalala azy
ny fony efa nomeny we inty aky
mb hoento fa ianao no nanilika az
Indriss fa nikatona le fony zay nisokatra
ny hafa no nanidy az zay enao vao taitr
Ka niezak nitodika nilaz fa tia anaz e

Ref××2:Indriss efa tara e!!!zaho efa nialae
Tofoka niandry anao,
NaleTsiky dia ampyoko niala,aleoko ian e
Hijanona ho namanao

Ankehitriny iz efa manantompo
Kaz hisisihinao, taloha enao no
Mb niriny nefa toa tsy tsampanao

Ref{:

Rap:#Eny aki an ekeko hoe
Zah niteny we tia
Saing tsy nasinao valiny
De najanonako aty
Ny haf zaw no poinsa
F'enao toa nankahia
lasako ny fony d'inyzay
fa niaradia ny antsika
Aleo D'YEM le we meilleur ami×3

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 2RTN andram
Mpamaky : 468
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Raks_rj
Tamin'ny : 26/08/2018 18:13:59
ID : 10936

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo