Tsy anjara (103 Unity(Ambatonjara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Love efa nomeko andry fa enao namilafila
Ilay fitia efa natolotro an'dry fa tsy nasinao sira ah×2

1er :
Love efa natolotro anao anie ma bbey
Fa toi lasa naditra mapiredirery
Tena tsy nampoiziko oe ianao no avita andao
Fitiavanana le mamy be toa lasa kilalao
Ankehitriny zah mandinika any reo izay lasa tsika
Tafalatsaka tanteraka aho,ianao toa lasa tsy hita
Lasa lasa ianao nifindra
Lasa lasa nipetraka any afinda

Refrain…

2ème :
Tsapako fa mafy le misaraka @nao
Mafy fa zakaiko fa tsy maintsy manavao
Aza omena tsiny aho raha itady solonao
Fa raha misy hoa ny kozy lazao de ambarao
Mampiakatra insipiraka ah rehefa manina2
Akama tsy nienoko fa navela imenome2
Zah lou manatena fa dray andro mbola hiona
Ekeko fa tsy maty ianao fa aleo lou zah isôna

Refrain…

3ème:
Fa zh anie aty , toa lasa manina irery
Fa vao nilaozano ny foko tonga zah de very
Tsy nanam-po akory aho oe nisampana ilay lalana
Espesy zah taloha fa zao efa lasa rarany
Fa zay ve le anjara,sa hajanona ho tantara
Yen ary fa ts qw fa zah kou anie wa tsy ikafara
Atsipiko ny kozy fa any ianao mandalina
Ny saiko mbola animinao foana rehefa @alina

Refrain…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 103 Unity(Ambatonjara)
Vangy : 619
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Joudia
Daty : 27/03/2024 10:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714