O asandrato (AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ogazawic O asandrato ny hosana
Hidera ny Tompo avo indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
Mendrika ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
Izao tontolo izao manaiky anao Ray
Ho mpanjaka awaia hatrizay hatrizay
ewit Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, tononkira.serasera.org Amen...
Hidera ny Tompo avo indrindra
’Lay manome ny hazavana
Fiainam-baovao soa sy mirindra
Mampitony ny adin-tsaina
Mampitraka ireo mitaraina
Sy mampody indray ny maraina
Mendrika ho Anao ny fiderana
Ry ilay mpanjakan’ny hatsarana
Haleloia, hosana, hosana
Mitsaoka Anao ho fanajana
Izao tontolo izao manaiky anao Ray
Ho mpanjaka awaia hatrizay hatrizay
ewit Ho derainay mandrakizay
Haleloia, haleloia, tononkira.serasera.org Amen...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy FivavahanaHits : 4433
Likes : 0 Like
Created by : lebota
Date : 03/11/2005 09:30
