Tononkira Version 2.42

- Nesorina ny admob noho i admob tsy manaiky application teny gasy
- Nampidirina ny hira farany
- Novaina ny dokam-barotra
- Nahitsy ny hadisoana tamin'ny fanaovana mise à jour
- Novaina kely ny endriny, miomana amin'ny fanovana goavana amin'ny version 3
- Nampidirina ny hira farany
- Nahitsy ny hadisoana kely tamin'ny fitadiavana
Files
tononkira-2.42-pub.apk (41 downloads.)
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0733