Fitiavana marina (Ny Sandratra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, ambarako eto izao.Fa vatolampy sady heriko ianao.
Ny androko anio.
Izay anehoako ny fitiavako anao.
Ref. Tompo o, fitiavana marina no niantsonao ahy.
Tantanonao ny androm-piainako.
Tsisy sao dia menatra @ireo ditra izay natao.
Ka ity re ny foko ovay vaovao.
Ny andro sisa iainako re anjakao.
Fantatro izay inoako.
Ka matoky ny fitiavanao.
Ny omaly sy ny anio, ary isan'andro koa.
Ianao no anjarako.
Ref. Tompo o, fitiavana marina no niantsonao ahy.
Tantanonao ny androm-piainako.
Tsisy sao dia menatra @ireo ditra izay natao.
Ka ity re ny foko ovay vaovao.
Ny andro sisa iainako re anjakao.
--------
Rohy:
Hevitra
nampoinaandriamalala
(
31/07/2025 12:40)
Hira manasitrana sy mampitony ny fanahy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny SandratraVangy : 5343
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Fafanomezantsoa
Daty : 24/11/2017 21:42
