Top secret (Fanatik)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sipasipan’ny zokin’ity dia kotikotin’i letiaZokinay sy ianao marié
Isika roa anefa miaraka e
Traingo traingo dangereux
Tsiambaratelo top secret
Top secret fa kosa
Fikafika maloto
Traingo traingo eo zay mandà
Top secret makota
Zokinay miesona miesona, e rasipa
Zokinay tsy kopy re
Fa lay vady andefimandriny
Kilalaon-jandriny
Aza mitabataba fa top secret, sao fay eo e
Tsy azo ambarambara fa top secret, top secret
Sipasipan’ny zokin’ity dia kotikikotin’i letia
Zokinay sy ianao marié
Isika roa anefa miaraka e
Traingo traingo dangereux
Tsiambaratelo top secret
Zokinay mba falifaly ery e rasipa
Zokinay hiteraka e
Izy tsy kopy, tsy fantany
Tsy zanany io fa an-jandriny
Aza basy vava fa top secret, sao fay eo
Tsy azo ambarambara fa top secret, top secret
Sipasipan’ny zokin’ity dia kotikikotin’i letia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FanatikVangy : 1506
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/04/2016 22:34