Resy (Rijade)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ta ta ra ra ra ra ra ra (*2)Ta ra ra ra ra
Ela 'zaho izay nijaly eh, (an an an)
Tsy nampoiziko ho faly eh, anao donc tegna izy e
Zaho igny kony efa kivy e eh (kivy e)
Tsy haiko fa ankilanao zaho ravo² zegny eky donc riziky e
Bridge(*2): Amiako anao ro fitia
Ka magnahy ah likely fa tsy ho hengako
Na azovy anjeny fa tsy ahoako
Satria anao io safidiko oh
Ref(*2) : Resy loatra 'zaho aminao
Tsy ho hisy hafa ankoatranao
Zaho ty efa ninao
Baby andao, ino raha ilainao
Zah pare laha ampo ampiadana anao
Marary anao, marary anahy
Mahatokisa f'anao ty tsy hampijaliako
Sokafy fonao io tiako fa 'zaho ro hizara hafaliagna ho anao
Hanaja sy hankatia zay no laharampameko aminao
Bridge: Amiako anao ro fitia
Ka magnahy ah likely fa tsy ho hengako
Efa tsy misy hasoloko anao tiako
Satria anao io safidiko oh
Réf: (*2)
V: hitia anao ataoko adidy
L: hanambela anao @ sarotra zegny tsy ho hisy
V: agnilanao, zaho mahery eh
L&V: hifampitantana hiaradia antsika ihany tiako e
Réf: (*2)
Rijade ft ckiky
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RijadeVangy : 1896
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathiie
Daty : 04/09/2023 11:22