FAHAFAHANA (NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FAHAFAHANA – NY FEON’NY MPANDRESYTsy ho ela, tsy ho ela
Uhm uhm uhm
Vao mifoha maraina e, dia sahiran-tsaigna
Mandinika aho e, aya ty hohanigne
Ty olana be, toa tsy mety mivaha
Mitombo hatrany, tsy misy fahafahagna
Izaho tsy nagniry, zao toerana izao
An’iza ny tsiny? Jesosy ambarao
Aiza e, aiza, aiza ii Jesosy ianao no fahafahagna
Ny hofantrano tsy voaloha, mahamenatra tokoa
Facturen’ny jirama, efa fito volana
Ny trosan’olona takiany, andro amagn’alignia
Ny ecolagen’ny ankizy efa toravan’ny mpampianatra
Ny orana tsy mirotsaka, ny tany tsy mamokatra
Ny tsena tsy mandeha, maty antoka ny mpivarotra
Marary tsy misy fanafody, na tokony ho sitrana
Jesosy ô, ambarao ô, omeo fahafahana
Aiza e, aiza, aiza ii Jesosy ianao no fahafahagna
Jeso ô, ianao no andrasanay, hamaha izany olan’izany
Jeso ô, ianao no antenainay, hamonjy anay amin’izany rehetra izany
Tsy ho ela, tsy ho ela
Uhm uhm uhm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY FEON'NY MPANDRESY TAMATAVEVangy : 837
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : aurlien1
Daty : 02/12/2020 10:04