Firy rizareo (Rakoto)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Firy rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga

Ho anareo izay miandry ny mozika anatin’ny maizina
Na aiza n’aiza dia mety misy indro kely tsy dia ampoizina
Izay mantsy no anaovanay aminareo andraso andraso
Kanefa siora ange ry bandy raha maika roak’alika no azo

Firy rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga

Ka na raha kikina ara ataontsika jiaby jiaby
Kanefa mila koa ny hafa raha mafy dia mafy ny ady

Firy rizareo no hankamamy azy
Firy rizareo no miara-dia
Firy rizareo any, ny revy mantsy letsy tsy dia miara-tonga
--------
Rohy:
Hevitra
ikalamako ( 26/02/2015 11:37)
izay mba afaka manitsy azy ity anie dia isaorana betsaka e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rakoto
Vangy : 1603
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/02/2015 11:37
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131