You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Mamy Saya

1868

Nampiditra : mamisoa.saya
Tamin'ny : 23/06/2016 13:14:09

Mombamomba :
MAMY SAYA dia mpiangaly mozika Rap Malagasy niatomboka tamin'ny taona 1999, anisany mandrafitra ny Tarika BICROIX izay mivoy ny resaka Spiritoaly, sôsialy...
MAMY SAYA ihany koa no anisany nampivondrona an'ireo mpiangaly Rap Malagasy rehetra hoao anatin'ilay RAP- AMBANY TANY TAFARAY.
Maro ireo sanganasa ( audio sy clip)  efa navoakany.
Efa namoaka Rakikira voalohany mitondra ny lohahevitra hoe "TOLO-TÀNANA HOAN'NY MAHANTRA" i MAMY SAYA tamin'ny Martsa 2015, izay ahitana lohatenin-kira miisa 15.

Hevitra mandeha

mamisoa.saya (24/06/2016 22:05:12)

MÔRALY ALOHA VAO MATERIALY
Mitohy ny drafitra.. Hoela velona anie ny fihavanana.

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha