Funky

Hampiditra sary Nampiditra dinamalala
20/11/2004 06:02
Hiran'i Funky 1 Jereo eto
Vangy : 1048
Mpankafy : 0 Ankafizo
Fantatro tsara izy ireo. Mianatra any @ Pépite D'or ao Antaninandro ny iray amin'izy ireo amin'izao fotoana izao. Efa nianatra tao daholo anefa izy ireo fa niala tsikelikely. Tao no nifankahafantaran'izy ireo.

Hevitra momba an'i Funky

malala (15/04/2003 21:28)
6izy ireo no ao anatin'ny tarika.Tovovavy miangaly ny mozika mitambatra na irony atao hoe variete irony.Manja
kely izy ireo.Claudia,Mickah,Erika,Nasha,Laura,Johanna.
Raha te hifandray@ izy ireo ianao dia manorata ao@
noumet2000@yahoo.fr.

Hiran'i Funky (1)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103