'Lay tsitoha (YDERAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra tsitoha
izay nitahy anay hatrizay
hatramin'ny taloha
ary ho mandrakizay

ref :
Tompo o!fantatray
ny fitiavanao anay
ilay tsy miova omaly
sy anio ary ho mandrakizay

ny Fanahy Masinao
ahidino hiaro anay
ary ny tanam-pitiavanao
hanarona anay

ref :...............



Tonony sy feony : Fenitra / Yetry ( Yderah)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : YDERAH
Vangy : 1541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : yetry
Daty : 26/05/2015 13:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1189