Mitamberina (TOVO J'HAY)


Hampiditra sary
Sary hafa
Mpihira : TOVO J'HAY
Mpamaky : 2425
Nampidirin'i : Baly
Tamin'ny : 27/10/2004 09:24:15
ID : 2678

Imprimer Facebook Facebook
Masoandro mody malefaka e!
Tazako ery miankandrefana
Mandalo izy miserana,
Miverina idray refa tonga ’lay maraina

Ireo tso-drivotra manafosafo ny tontolo,
Ampin\\’ny hazavana ts mety bobongolo,
Ny aingon’ ny lanitra ny sariny,
Mampanembona indray hamonjy ny akaniny

REF: Ra mbola misy iny lanitra iny, tsy maintsy misy fifaliana
         Na ho sasatra aza izy, na ho reraka aza izy,
         Minia ny mbola ho avy,
         Tsy maintsy miverina, fa fy mitamberina,
         Mandalo miserana

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo