NY ZANAKO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1- Ny zanako sy ny asa tanako
Dia avelao re ho adidiko ihany
Fa izao no homba sy hitahy
Tsy avelako hangahiahy
Mba jereo anie ny vorona
Tsy mamafy na mijinja izy ireny
Kanefa dia mihinana tsy manahy ny ampitsony
2-Ny zanako sy ny asa tanako
Dia avelao re ho adidiko ihany
Fa izaho no homba sy hitahy
Tsy avelako hangahiahy
Mba jereo anie ny vitsika
Tsy maTsiky dia ampymafy na mijinja izy ireny
Kanefa dia manangona
Hitsinjovany ny ampitsony
3-Ny zanako sy ny asa tanako
   Dia avelao re ho adidiko ihany
   Fa izaho no homba sy hitahy
   Tsy avelako hangahiahy
   Toy izany koa ny fiainanao
   Raha matoky sy mino an’I jesoa
   Izy anie no hitantana
   Ny dianay tsy   ho solafaka
                                      
          A.Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 118
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:28:02
ID : 10452

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo