N'AIZA N'AIZA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

1-N’aiza n’aiza alehanao hoy ny tompo
N’inon’inona hatao
Tsarovy fa ny tomponao anie ka tsy mahafoy anao
Raha to amino sy manaiky ianao
Fa jesoa tompo no mpamonjy anao

2-Ilay Ray’zay ba fitia anie ka
Rehefa tia dia tena tia
Dia vonona ny nanome ny mamy sy’reoTsiky dia ampy
tsara indrindra hatrany
fa ny angatahiny amintsika re
dia ilay finoana ts’ isy tsiny re


Ref:
Na lala-tsarotra no aleha
Na ola-maro no sedraina
Dia matokia fotsiny ihany
Ny tompo ANILANAO HATRANY
Raha toa mino sy manaiky ianao
Fa jesoa tompo no mpamonjy anao



              A. Hery Razanakoto

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Mpamaky : 133
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : belouhrazan
Tamin'ny : 14/03/2018 12:28:13
ID : 10454

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo